plt_tn/rev/08/06.md

12 lines
432 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireo anjely fito nampaneno ireo trompetra fito tamin'ny fotoana iray.
# Natsipy tety an-tany izany
Afaka atao hoe: "Ilay anjely nanipy havandra sy afo mifangaro amin'ny rà tety an-tany"
# mba ho may ny ampahatelon'izany, may ny ampahatelon'ny hazo, ary may avokoa ireo ahi-maitso
Afaka atao hoe: "nandoro ny ampahatelon'ny tany, ny ampahatelon'ny hazo, ary ny ampahatelon'ny ahi-maitso"