# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireo anjely fito nampaneno ireo trompetra fito tamin'ny fotoana iray. # Natsipy tety an-tany izany Afaka atao hoe: "Ilay anjely nanipy havandra sy afo mifangaro amin'ny rĂ  tety an-tany" # mba ho may ny ampahatelon'izany, may ny ampahatelon'ny hazo, ary may avokoa ireo ahi-maitso Afaka atao hoe: "nandoro ny ampahatelon'ny tany, ny ampahatelon'ny hazo, ary ny ampahatelon'ny ahi-maitso"