plt_tn/rev/08/06.md

432 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireo anjely fito nampaneno ireo trompetra fito tamin'ny fotoana iray.

Natsipy tety an-tany izany

Afaka atao hoe: "Ilay anjely nanipy havandra sy afo mifangaro amin'ny rà tety an-tany"

mba ho may ny ampahatelon'izany, may ny ampahatelon'ny hazo, ary may avokoa ireo ahi-maitso

Afaka atao hoe: "nandoro ny ampahatelon'ny tany, ny ampahatelon'ny hazo, ary ny ampahatelon'ny ahi-maitso"