forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
874 B
Markdown
20 lines
874 B
Markdown
# mitafy akanjo lava fotsy
|
|
|
|
Io akanjo fotsy io dia mampiseho fa marina izy ireo.
|
|
|
|
# hivoaka avy amin'ny Fahoriana Lehibe
|
|
|
|
"tsy matin'ny Fahoriana Lehibe" na "niaina tamin'ny Fahoriana Lehibe"
|
|
|
|
# ny Fahoriana Lehibe
|
|
|
|
"fotoanan'ny fijaliana mahatsiravina" na "fotoana hijalian'ny olona fatratra"
|
|
|
|
# Nosasan'izy ireo ny akanjo lavany ary nofotsiana tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry
|
|
|
|
Ny hoe: natao marina tamin'ny alalan'ny ràn'ny Zanak'ondry eto dia resahina toy ny hoe nanasa ny akanjo lavan'izy ireo tamin'ny ràny. DH: "Natao marina tamin'ny fanasana ny akanjo lava fotsin'izy ireo tamin'ny ràny izy ireo"
|
|
|
|
# Nosasan'izy ireo ny akanjo lavany ary nofotsiana tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry
|
|
|
|
Ny teny hoe: "rà" dia ampiasaina mba hanehoana ny fahafatesan'ny Zanak'Ondry. DH: "Natao marina tamin'ny alalan'ny fanasana ny akanjo lava fotsin'izy ireo tamin'ny fahafatesany izy ireo"
|