# mitafy akanjo lava fotsy Io akanjo fotsy io dia mampiseho fa marina izy ireo. # hivoaka avy amin'ny Fahoriana Lehibe "tsy matin'ny Fahoriana Lehibe" na "niaina tamin'ny Fahoriana Lehibe" # ny Fahoriana Lehibe "fotoanan'ny fijaliana mahatsiravina" na "fotoana hijalian'ny olona fatratra" # Nosasan'izy ireo ny akanjo lavany ary nofotsiana tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry Ny hoe: natao marina tamin'ny alalan'ny ràn'ny Zanak'ondry eto dia resahina toy ny hoe nanasa ny akanjo lavan'izy ireo tamin'ny ràny. DH: "Natao marina tamin'ny fanasana ny akanjo lava fotsin'izy ireo tamin'ny ràny izy ireo" # Nosasan'izy ireo ny akanjo lavany ary nofotsiana tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry Ny teny hoe: "rà" dia ampiasaina mba hanehoana ny fahafatesan'ny Zanak'Ondry. DH: "Natao marina tamin'ny alalan'ny fanasana ny akanjo lava fotsin'izy ireo tamin'ny fahafatesany izy ireo"