plt_tn/rev/07/13.md

874 B

mitafy akanjo lava fotsy

Io akanjo fotsy io dia mampiseho fa marina izy ireo.

hivoaka avy amin'ny Fahoriana Lehibe

"tsy matin'ny Fahoriana Lehibe" na "niaina tamin'ny Fahoriana Lehibe"

ny Fahoriana Lehibe

"fotoanan'ny fijaliana mahatsiravina" na "fotoana hijalian'ny olona fatratra"

Nosasan'izy ireo ny akanjo lavany ary nofotsiana tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry

Ny hoe: natao marina tamin'ny alalan'ny ràn'ny Zanak'ondry eto dia resahina toy ny hoe nanasa ny akanjo lavan'izy ireo tamin'ny ràny. DH: "Natao marina tamin'ny fanasana ny akanjo lava fotsin'izy ireo tamin'ny ràny izy ireo"

Nosasan'izy ireo ny akanjo lavany ary nofotsiana tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry

Ny teny hoe: "rà" dia ampiasaina mba hanehoana ny fahafatesan'ny Zanak'Ondry. DH: "Natao marina tamin'ny alalan'ny fanasana ny akanjo lava fotsin'izy ireo tamin'ny fahafatesany izy ireo"