plt_tn/rev/07/09.md

20 lines
788 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany faharoa momba ny fiderana maro be an'Andriamanitra. Vondron'olona samihafa amin'ireo olona 144,000 izay voatombo-kase. Eo anelanelan'ny fanokafan'ny Zanak'Ondry ny tombo-kase fahenina sy tombo-kase fahafito izany.
# olona maro be izay tsy tambo isaina
"vahoaka maro be tsy tambo isaina" na "olona maro an'isa"
# ankajo lava fotsy
Eto ny loko "fotsy" dia maneho ny fahadiovana.
# Ny famonjena dia an'ny
"Ny famonjena dia avy amin'ny "
# Ny famonjena dia an'ny ... ny Zanak'ondry
Nidera an'Andriamanitra sy ny Zanak'Ondry izy ireo. Ny teny hoe: "famonjena" dia afaka atao hoe: "mamonjy." DH: "Ny Andriamanitsika, izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana, ary ny Zanak'Ondry izay mamonjy antsika!"