# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany faharoa momba ny fiderana maro be an'Andriamanitra. Vondron'olona samihafa amin'ireo olona 144,000 izay voatombo-kase. Eo anelanelan'ny fanokafan'ny Zanak'Ondry ny tombo-kase fahenina sy tombo-kase fahafito izany. # olona maro be izay tsy tambo isaina "vahoaka maro be tsy tambo isaina" na "olona maro an'isa" # ankajo lava fotsy Eto ny loko "fotsy" dia maneho ny fahadiovana. # Ny famonjena dia an'ny "Ny famonjena dia avy amin'ny " # Ny famonjena dia an'ny ... ny Zanak'ondry Nidera an'Andriamanitra sy ny Zanak'Ondry izy ireo. Ny teny hoe: "famonjena" dia afaka atao hoe: "mamonjy." DH: "Ny Andriamanitsika, izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana, ary ny Zanak'Ondry izay mamonjy antsika!"