plt_tn/rev/07/09.md

788 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany faharoa momba ny fiderana maro be an'Andriamanitra. Vondron'olona samihafa amin'ireo olona 144,000 izay voatombo-kase. Eo anelanelan'ny fanokafan'ny Zanak'Ondry ny tombo-kase fahenina sy tombo-kase fahafito izany.

olona maro be izay tsy tambo isaina

"vahoaka maro be tsy tambo isaina" na "olona maro an'isa"

ankajo lava fotsy

Eto ny loko "fotsy" dia maneho ny fahadiovana.

Ny famonjena dia an'ny

"Ny famonjena dia avy amin'ny "

Ny famonjena dia an'ny ... ny Zanak'ondry

Nidera an'Andriamanitra sy ny Zanak'Ondry izy ireo. Ny teny hoe: "famonjena" dia afaka atao hoe: "mamonjy." DH: "Ny Andriamanitsika, izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana, ary ny Zanak'Ondry izay mamonjy antsika!"