plt_tn/rev/05/09.md

712 B

Fa ianao dia novonoina

Afaka atao hoe: "Fa novonoin'izy ireo ianao" na "Fa novonoin'ireo olona ianao"

novonoina

Raha manana "teny" ho an'ny famonoana biby atao sorona ny faritrao dia afaka ampiasaina eto izany.

tamin'ny rànao

Satria ny rà dia maneho ny fiainan'ny olona iray dia ny fahaverezan-drà dia maneho ny fahafatesana. Mety hidika hoe: "amin'ny alalan'ny fahafatesanao" na "amin' ny fahafatesana."

nividianana an'ireo olon'Andriamanitra

"novidianao ny olona mba ho an'Andriamanitra" na "naloanao ny vidin'ny olona mba ho an'Andriamanitra izy ireo"

avy tamin'ny foko, fiteny, olona, ary firenena rehetra

Izany dia midika fa ny olona avy amin'ny foko rehetra dia tafiditra ao anatiny.