# Fa ianao dia novonoina Afaka atao hoe: "Fa novonoin'izy ireo ianao" na "Fa novonoin'ireo olona ianao" # novonoina Raha manana "teny" ho an'ny famonoana biby atao sorona ny faritrao dia afaka ampiasaina eto izany. # tamin'ny rànao Satria ny rà dia maneho ny fiainan'ny olona iray dia ny fahaverezan-drà dia maneho ny fahafatesana. Mety hidika hoe: "amin'ny alalan'ny fahafatesanao" na "amin' ny fahafatesana." # nividianana an'ireo olon'Andriamanitra "novidianao ny olona mba ho an'Andriamanitra" na "naloanao ny vidin'ny olona mba ho an'Andriamanitra izy ireo" # avy tamin'ny foko, fiteny, olona, ary firenena rehetra Izany dia midika fa ny olona avy amin'ny foko rehetra dia tafiditra ao anatiny.