plt_tn/rev/05/09.md

20 lines
712 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa ianao dia novonoina
Afaka atao hoe: "Fa novonoin'izy ireo ianao" na "Fa novonoin'ireo olona ianao"
# novonoina
Raha manana "teny" ho an'ny famonoana biby atao sorona ny faritrao dia afaka ampiasaina eto izany.
# tamin'ny rànao
Satria ny rà dia maneho ny fiainan'ny olona iray dia ny fahaverezan-drà dia maneho ny fahafatesana. Mety hidika hoe: "amin'ny alalan'ny fahafatesanao" na "amin' ny fahafatesana."
# nividianana an'ireo olon'Andriamanitra
"novidianao ny olona mba ho an'Andriamanitra" na "naloanao ny vidin'ny olona mba ho an'Andriamanitra izy ireo"
# avy tamin'ny foko, fiteny, olona, ary firenena rehetra
Izany dia midika fa ny olona avy amin'ny foko rehetra dia tafiditra ao anatiny.