plt_tn/rev/05/08.md

596 B

Zanak'ondry

Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Jesosy.

loholona efatra amby roapolo

"loholona 24"

nampiankohoka ny tenan'izy ireo teo anoloany

"niankohoka tamin'ny tany." Nitehaka tamin'ny tany ny tavan'izy ireo.

ny tsirairay tamin'izy ireo

Ireo mety ho dikany 1) "ireo loholona tsirairay sy ireo zava-manan'aina tsirairay" na "ireo loholona tsirairay"

lokanga sy lovia volamena feno emboka manitra avy ny tsirairay tamin'izy ireo, izay vavak'ireo mpino.

Ny emboka eto dia mariky ny fivavahan'ireo mpino amin'Andriamanitra.