# Zanak'ondry Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Jesosy. # loholona efatra amby roapolo "loholona 24" # nampiankohoka ny tenan'izy ireo teo anoloany "niankohoka tamin'ny tany." Nitehaka tamin'ny tany ny tavan'izy ireo. # ny tsirairay tamin'izy ireo Ireo mety ho dikany 1) "ireo loholona tsirairay sy ireo zava-manan'aina tsirairay" na "ireo loholona tsirairay" # lokanga sy lovia volamena feno emboka manitra avy ny tsirairay tamin'izy ireo, izay vavak'ireo mpino. Ny emboka eto dia mariky ny fivavahan'ireo mpino amin'Andriamanitra.