plt_tn/rev/05/08.md

20 lines
596 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Zanak'ondry
Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Jesosy.
# loholona efatra amby roapolo
"loholona 24"
# nampiankohoka ny tenan'izy ireo teo anoloany
"niankohoka tamin'ny tany." Nitehaka tamin'ny tany ny tavan'izy ireo.
# ny tsirairay tamin'izy ireo
Ireo mety ho dikany 1) "ireo loholona tsirairay sy ireo zava-manan'aina tsirairay" na "ireo loholona tsirairay"
# lokanga sy lovia volamena feno emboka manitra avy ny tsirairay tamin'izy ireo, izay vavak'ireo mpino.
Ny emboka eto dia mariky ny fivavahan'ireo mpino amin'Andriamanitra.