plt_tn/rev/05/01.md

24 lines
838 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia manohy mamaritra ny fahitany momba ny seza fiandrianan'Andriamanitra.
# Ary nahita
"Taorian'ny nahitako ireo zavatra , dia nahita ... aho"
# ilay iray izay nipetraka teo amin'ny seza fiandrianana
"ilay iray" ao amin'ny 4:1 ihany no resahina eto
# Ary nofehezina tamin'ny tombo-kase fito
"Manana tombo-kase fito izay manidy azy"
# Iza no mendrika ny hanokatra ny horonan-taratasy ary hamoha ny tombo-kasen'izany?
Tsy maintsy hamotika ireo tombo-kase ny olona iray mba hanokafana ny horonan-taratasy. DH: "Iza no mendrika hamotika ireo tombo-kase ary hanokatra ny horonan-taratasy?
# Iza no mendrika ny hanokatra ny horonan-taratasy ary hamoha ny tombo-kasen'izany?
Afaka atao hoe: "Aoka ny iray izay mendrika hanao izany hamotika ireo tombo-kase ary hanokatra ny horonan-taratasy!"