plt_tn/rev/05/01.md

838 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia manohy mamaritra ny fahitany momba ny seza fiandrianan'Andriamanitra.

Ary nahita

"Taorian'ny nahitako ireo zavatra , dia nahita ... aho"

ilay iray izay nipetraka teo amin'ny seza fiandrianana

"ilay iray" ao amin'ny 4:1 ihany no resahina eto

Ary nofehezina tamin'ny tombo-kase fito

"Manana tombo-kase fito izay manidy azy"

Iza no mendrika ny hanokatra ny horonan-taratasy ary hamoha ny tombo-kasen'izany?

Tsy maintsy hamotika ireo tombo-kase ny olona iray mba hanokafana ny horonan-taratasy. DH: "Iza no mendrika hamotika ireo tombo-kase ary hanokatra ny horonan-taratasy?

Iza no mendrika ny hanokatra ny horonan-taratasy ary hamoha ny tombo-kasen'izany?

Afaka atao hoe: "Aoka ny iray izay mendrika hanao izany hamotika ireo tombo-kase ary hanokatra ny horonan-taratasy!"