# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jaona dia manohy mamaritra ny fahitany momba ny seza fiandrianan'Andriamanitra. # Ary nahita "Taorian'ny nahitako ireo zavatra , dia nahita ... aho" # ilay iray izay nipetraka teo amin'ny seza fiandrianana "ilay iray" ao amin'ny 4:1 ihany no resahina eto # Ary nofehezina tamin'ny tombo-kase fito "Manana tombo-kase fito izay manidy azy" # Iza no mendrika ny hanokatra ny horonan-taratasy ary hamoha ny tombo-kasen'izany? Tsy maintsy hamotika ireo tombo-kase ny olona iray mba hanokafana ny horonan-taratasy. DH: "Iza no mendrika hamotika ireo tombo-kase ary hanokatra ny horonan-taratasy? # Iza no mendrika ny hanokatra ny horonan-taratasy ary hamoha ny tombo-kasen'izany? Afaka atao hoe: "Aoka ny iray izay mendrika hanao izany hamotika ireo tombo-kase ary hanokatra ny horonan-taratasy!"