plt_tn/rev/03/21.md

774 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no fiafaran'ny hafatry ny Zanak'Olona amin'ireo anjelin'ny fiangonana fito.

Ilay iray izay mandresy

Izany dia maneho an'izay rehetra mandresy. DH: "izay rehetra mahatohitra ny ratsy" na "ireo izay tsy miray hevitra amin'ny ratsy"

nipetrahako niaraka tamin'ny Raiko teo amin'ny seza fiandrianany.

Ny mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana dia midika hoe manapaka. DH: "hanapaka hiaraka amiko" na "mipetraka eo ambony seza fiandrianana ary manapaka miaraka amiko"

ny Raiko

Fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Jesosy.

Aoka izay manan-tsofina hihaino

Ny fahafahana mihaino dia resahina toy ny hoe manan-tsofina. DH: "Raha manan-tsofina ianao, dia mihainoa"