plt_tn/rev/03/21.md

20 lines
774 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity no fiafaran'ny hafatry ny Zanak'Olona amin'ireo anjelin'ny fiangonana fito.
# Ilay iray izay mandresy
Izany dia maneho an'izay rehetra mandresy. DH: "izay rehetra mahatohitra ny ratsy" na "ireo izay tsy miray hevitra amin'ny ratsy"
# nipetrahako niaraka tamin'ny Raiko teo amin'ny seza fiandrianany.
Ny mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana dia midika hoe manapaka. DH: "hanapaka hiaraka amiko" na "mipetraka eo ambony seza fiandrianana ary manapaka miaraka amiko"
# ny Raiko
Fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Jesosy.
# Aoka izay manan-tsofina hihaino
Ny fahafahana mihaino dia resahina toy ny hoe manan-tsofina. DH: "Raha manan-tsofina ianao, dia mihainoa"