plt_tn/rev/03/09.md

843 B

ny synagogan'ny Satana

Ny olona izay miombona mba hankato na hanome voninahitra an'i Satana dia resahina toy ny hoe synagoga, toeran'ny fivavahana sy fampianarana ho an'ireo Jiosy.

hiankohoka

Marika fanekena, fa tsy fiderana. DH: "miankohoka am-panekena"

eo an-tongotrao

"eo anoloanao"

ho avy izy ireo mba hahafantatra

"mba hanaiky izy ireo"

andro fitsapana

"fotoan'ny fitsapana." Izany dia mety hidika hoe: "ny fotoana izay mety tsy hankatoavan'ny olona Ahy."

efa ho avy

ny ho avy izay ho tonga.

Ho avy tsy ho ela Aho

Fantatra fa ho avy mba hitsara Izy. DH: "Ho avy tsy ho ela Aho mba hitsara"

Tano mafy

"Tohizo ny finoana"

ny satro-boninahitra

Satro-boninahitra izay vita amin'ny rantsan'oliva na ravin-java-maniry, izay apetraka eo amin'ny lohan'ny atleta mpandresy. Eto ny satro-boninahitra dia valisoa.