plt_tn/rev/03/09.md

36 lines
843 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny synagogan'ny Satana
Ny olona izay miombona mba hankato na hanome voninahitra an'i Satana dia resahina toy ny hoe synagoga, toeran'ny fivavahana sy fampianarana ho an'ireo Jiosy.
# hiankohoka
Marika fanekena, fa tsy fiderana. DH: "miankohoka am-panekena"
# eo an-tongotrao
"eo anoloanao"
# ho avy izy ireo mba hahafantatra
"mba hanaiky izy ireo"
# andro fitsapana
"fotoan'ny fitsapana." Izany dia mety hidika hoe: "ny fotoana izay mety tsy hankatoavan'ny olona Ahy."
# efa ho avy
ny ho avy izay ho tonga.
# Ho avy tsy ho ela Aho
Fantatra fa ho avy mba hitsara Izy. DH: "Ho avy tsy ho ela Aho mba hitsara"
# Tano mafy
"Tohizo ny finoana"
# ny satro-boninahitra
Satro-boninahitra izay vita amin'ny rantsan'oliva na ravin-java-maniry, izay apetraka eo amin'ny lohan'ny atleta mpandresy. Eto ny satro-boninahitra dia valisoa.