# ny synagogan'ny Satana Ny olona izay miombona mba hankato na hanome voninahitra an'i Satana dia resahina toy ny hoe synagoga, toeran'ny fivavahana sy fampianarana ho an'ireo Jiosy. # hiankohoka Marika fanekena, fa tsy fiderana. DH: "miankohoka am-panekena" # eo an-tongotrao "eo anoloanao" # ho avy izy ireo mba hahafantatra "mba hanaiky izy ireo" # andro fitsapana "fotoan'ny fitsapana." Izany dia mety hidika hoe: "ny fotoana izay mety tsy hankatoavan'ny olona Ahy." # efa ho avy ny ho avy izay ho tonga. # Ho avy tsy ho ela Aho Fantatra fa ho avy mba hitsara Izy. DH: "Ho avy tsy ho ela Aho mba hitsara" # Tano mafy "Tohizo ny finoana" # ny satro-boninahitra Satro-boninahitra izay vita amin'ny rantsan'oliva na ravin-java-maniry, izay apetraka eo amin'ny lohan'ny atleta mpandresy. Eto ny satro-boninahitra dia valisoa.