plt_tn/rev/03/03.md

1010 B

izay noraisinareo sy renareo

Izany dia maneho ny tenin'Andriamanitra, izay hinoan'izy ireo. DH: "Ny tenin'Andriamanitra, izay renareo sy ny marina izay hinoanareo"

Fa raha tsy mifoha ianareo

Ny hoe nampitandremana tamin'ny loza dia resahina toy ny hoe fifohazana. DH: "Mitandrema" na "Miambena"

ho avy toy ny mpangalatra Aho

Jesosy dia ho tonga amin'ny fotoana tsy ampoizin'ny olona tahaka ny fiavian'ny mpangalatra izay tsy ampoizina.

anaran'olona vitsivitsy

Izany dia maneho ireo olona. DH: "olona vitsivitsy"

tsy nandoto ny akanjon'izy ireo

Jesosy dia miresaka momba ny fahotana amin'ny fiainan'olona iray toy ny hoe akanjo maloto. DH: "tsy nanao ny fiainan'izy ireo ho fahotana tahaka ny ankanjo maloto"

Handeha hiaraka amiko izy ireo

Ny olona matetika dia miresaka ny fiainana ho toy ny "fandehanana." DH: "hiaina hiaraka amiko"

miakanjo fotsy

Ny akanjo fotsy dia maneho fiainana madio tsy misy fahotana. DH: "ary izy ireo dia hiakanjo fotsy, izay mampiseho fa madio izy ireo"