plt_tn/rev/03/03.md

28 lines
1010 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay noraisinareo sy renareo
Izany dia maneho ny tenin'Andriamanitra, izay hinoan'izy ireo. DH: "Ny tenin'Andriamanitra, izay renareo sy ny marina izay hinoanareo"
# Fa raha tsy mifoha ianareo
Ny hoe nampitandremana tamin'ny loza dia resahina toy ny hoe fifohazana. DH: "Mitandrema" na "Miambena"
# ho avy toy ny mpangalatra Aho
Jesosy dia ho tonga amin'ny fotoana tsy ampoizin'ny olona tahaka ny fiavian'ny mpangalatra izay tsy ampoizina.
# anaran'olona vitsivitsy
Izany dia maneho ireo olona. DH: "olona vitsivitsy"
# tsy nandoto ny akanjon'izy ireo
Jesosy dia miresaka momba ny fahotana amin'ny fiainan'olona iray toy ny hoe akanjo maloto. DH: "tsy nanao ny fiainan'izy ireo ho fahotana tahaka ny ankanjo maloto"
# Handeha hiaraka amiko izy ireo
Ny olona matetika dia miresaka ny fiainana ho toy ny "fandehanana." DH: "hiaina hiaraka amiko"
# miakanjo fotsy
Ny akanjo fotsy dia maneho fiainana madio tsy misy fahotana. DH: "ary izy ireo dia hiakanjo fotsy, izay mampiseho fa madio izy ireo"