# izay noraisinareo sy renareo Izany dia maneho ny tenin'Andriamanitra, izay hinoan'izy ireo. DH: "Ny tenin'Andriamanitra, izay renareo sy ny marina izay hinoanareo" # Fa raha tsy mifoha ianareo Ny hoe nampitandremana tamin'ny loza dia resahina toy ny hoe fifohazana. DH: "Mitandrema" na "Miambena" # ho avy toy ny mpangalatra Aho Jesosy dia ho tonga amin'ny fotoana tsy ampoizin'ny olona tahaka ny fiavian'ny mpangalatra izay tsy ampoizina. # anaran'olona vitsivitsy Izany dia maneho ireo olona. DH: "olona vitsivitsy" # tsy nandoto ny akanjon'izy ireo Jesosy dia miresaka momba ny fahotana amin'ny fiainan'olona iray toy ny hoe akanjo maloto. DH: "tsy nanao ny fiainan'izy ireo ho fahotana tahaka ny ankanjo maloto" # Handeha hiaraka amiko izy ireo Ny olona matetika dia miresaka ny fiainana ho toy ny "fandehanana." DH: "hiaina hiaraka amiko" # miakanjo fotsy Ny akanjo fotsy dia maneho fiainana madio tsy misy fahotana. DH: "ary izy ireo dia hiakanjo fotsy, izay mampiseho fa madio izy ireo"