plt_tn/rev/02/20.md

514 B

Kanefa izao no hanoherako anao

"Tsy miray hevitra aminao Aho noho ilay zavatra vitanao" na "Tezitra aminao nohon'ny nataonao Aho"

ilay vehivavy Zezebela

Jesosy dia miresaka momba ireo vehivavy sasany ao amin'ny fiangonan'izy ireo toy ny hoe Mpanjakavavy Zezebela, satria izy ireo dia nanao karazam-pahotana toa an'ny Mpanjakavavy Zezebela talohan'io fotoana io. DH: "ilay vehivavy izay toa an'i Zezebela"

Nanome fotoana mba hibebahany Aho

"Nomeko irika hibebahana izy" na "Niandry azy mba hibebaka Aho"