# Kanefa izao no hanoherako anao "Tsy miray hevitra aminao Aho noho ilay zavatra vitanao" na "Tezitra aminao nohon'ny nataonao Aho" # ilay vehivavy Zezebela Jesosy dia miresaka momba ireo vehivavy sasany ao amin'ny fiangonan'izy ireo toy ny hoe Mpanjakavavy Zezebela, satria izy ireo dia nanao karazam-pahotana toa an'ny Mpanjakavavy Zezebela talohan'io fotoana io. DH: "ilay vehivavy izay toa an'i Zezebela" # Nanome fotoana mba hibebahany Aho "Nomeko irika hibebahana izy" na "Niandry azy mba hibebaka Aho"