plt_tn/rev/02/20.md

12 lines
514 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Kanefa izao no hanoherako anao
"Tsy miray hevitra aminao Aho noho ilay zavatra vitanao" na "Tezitra aminao nohon'ny nataonao Aho"
# ilay vehivavy Zezebela
Jesosy dia miresaka momba ireo vehivavy sasany ao amin'ny fiangonan'izy ireo toy ny hoe Mpanjakavavy Zezebela, satria izy ireo dia nanao karazam-pahotana toa an'ny Mpanjakavavy Zezebela talohan'io fotoana io. DH: "ilay vehivavy izay toa an'i Zezebela"
# Nanome fotoana mba hibebahany Aho
"Nomeko irika hibebahana izy" na "Niandry azy mba hibebaka Aho"