plt_tn/rev/02/18.md

28 lines
966 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity no fiatombohan'ny hafatry ny Zanak'Olona mankany amin'ny anjelin'ny fiangonana ao Tyatira.
# Tyatira
Anaran-tanàna iray ao Asia, izay Torkia amin'izao fotoana izao.
# Zanak'Andriamanitra
Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.
# maso toy ny lelafo
Ny masony dia mamaritra hoe feno hazavana tahaka ny lelan'afo. DH: "ireo masony dia namiratra tahaka ny lelan'afo"
# tongotra toy ny varahina mangirana
Ny varahina dia nofotsiana mba hangirana sy handefa hazavana. DH: "Ireo tongony dia tena nangirana toy ny varahina nofotsiana"
# Ny fitiavanao sy ny finoanao sy ny fanomponao ary ny faharetanao
Afaka atao hoe: "Ny fomba fitiavanao, ny fahatokianao, ny fanompoanao, ary ny fiaretanao maharitra"
# Ny fitiavanao sy ny finoanao sy ny fanomponao ary ny faharetanao
Afaka atao mazava kokoa hoe: "Ny fitiavanao Ahy sy ny hafa, ny fahatokianao Ahy, ny fanompoanao ny hafa, ary ny fiaretanao maharitra ireo fahoriana"