# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity no fiatombohan'ny hafatry ny Zanak'Olona mankany amin'ny anjelin'ny fiangonana ao Tyatira. # Tyatira Anaran-tanĂ na iray ao Asia, izay Torkia amin'izao fotoana izao. # Zanak'Andriamanitra Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy. # maso toy ny lelafo Ny masony dia mamaritra hoe feno hazavana tahaka ny lelan'afo. DH: "ireo masony dia namiratra tahaka ny lelan'afo" # tongotra toy ny varahina mangirana Ny varahina dia nofotsiana mba hangirana sy handefa hazavana. DH: "Ireo tongony dia tena nangirana toy ny varahina nofotsiana" # Ny fitiavanao sy ny finoanao sy ny fanomponao ary ny faharetanao Afaka atao hoe: "Ny fomba fitiavanao, ny fahatokianao, ny fanompoanao, ary ny fiaretanao maharitra" # Ny fitiavanao sy ny finoanao sy ny fanomponao ary ny faharetanao Afaka atao mazava kokoa hoe: "Ny fitiavanao Ahy sy ny hafa, ny fahatokianao Ahy, ny fanompoanao ny hafa, ary ny fiaretanao maharitra ireo fahoriana"