plt_tn/rev/02/01.md

739 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no fiatombohan'ny hafatry ny Zanak'Olona mankany amin'ny anjelin'ny fiangonana ao Efesosy.

ny anjely

Ny mety ho dikany: 1) ireo anjely any an-danitra izay miaro ireo fiangonana fito na 2) olombelona mpitondra hafatra any amin'ireo fiangonana fito.

ireo kintana

Ny kintana dia marika. Miseho izy ireo mba haneho an'ireo anjely fiton'ny fiangonana fito.

fanaovan-jiro

Ny fanaovan-jiro dia marika izay maneho ny fiangonana fito.

Fantatro ... ny asa mafinao ary ny fiaretanao maharitra

DH: "Fantatro ... fa miasa mafy ianao ary miaritra am-paharetana"

nefa tsy izy

"nefa tsy apostoly"

hitanao izy ireo fa sandoka

"nahafantatra ianao fa ireo olona ireo dia apostoly sandoka"