# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity no fiatombohan'ny hafatry ny Zanak'Olona mankany amin'ny anjelin'ny fiangonana ao Efesosy. # ny anjely Ny mety ho dikany: 1) ireo anjely any an-danitra izay miaro ireo fiangonana fito na 2) olombelona mpitondra hafatra any amin'ireo fiangonana fito. # ireo kintana Ny kintana dia marika. Miseho izy ireo mba haneho an'ireo anjely fiton'ny fiangonana fito. # fanaovan-jiro Ny fanaovan-jiro dia marika izay maneho ny fiangonana fito. # Fantatro ... ny asa mafinao ary ny fiaretanao maharitra DH: "Fantatro ... fa miasa mafy ianao ary miaritra am-paharetana" # nefa tsy izy "nefa tsy apostoly" # hitanao izy ireo fa sandoka "nahafantatra ianao fa ireo olona ireo dia apostoly sandoka"