plt_tn/rev/02/01.md

28 lines
739 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity no fiatombohan'ny hafatry ny Zanak'Olona mankany amin'ny anjelin'ny fiangonana ao Efesosy.
# ny anjely
Ny mety ho dikany: 1) ireo anjely any an-danitra izay miaro ireo fiangonana fito na 2) olombelona mpitondra hafatra any amin'ireo fiangonana fito.
# ireo kintana
Ny kintana dia marika. Miseho izy ireo mba haneho an'ireo anjely fiton'ny fiangonana fito.
# fanaovan-jiro
Ny fanaovan-jiro dia marika izay maneho ny fiangonana fito.
# Fantatro ... ny asa mafinao ary ny fiaretanao maharitra
DH: "Fantatro ... fa miasa mafy ianao ary miaritra am-paharetana"
# nefa tsy izy
"nefa tsy apostoly"
# hitanao izy ireo fa sandoka
"nahafantatra ianao fa ireo olona ireo dia apostoly sandoka"