plt_tn/rev/01/19.md

20 lines
558 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy miteny hatrany ny Zanak'Olona.
# ireo kintana
Ny kintana dia marika. Miseho izy ireo mba haneho an'ireo anjely fiton'ny fiangonana fito.
# fanaovan-jiro
Ny fanaovan-jiro dia marika izay maneho ny fiangonana fito.
# ireo anjelin'ny fiangonana fito
Ny mety ho dikany: 1) ireo anjely any an-danitra izay miaro ireo fiangonana fito na 2) olombelona mpitondra hafatra any amin'ireo fiangonana fito.
# ireo fiangonana fito
Izany dia maneho an'ireo fiangonana fito izay misy any Asia Kely amin'izao fotoana izao.