plt_tn/rev/01/19.md

558 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy miteny hatrany ny Zanak'Olona.

ireo kintana

Ny kintana dia marika. Miseho izy ireo mba haneho an'ireo anjely fiton'ny fiangonana fito.

fanaovan-jiro

Ny fanaovan-jiro dia marika izay maneho ny fiangonana fito.

ireo anjelin'ny fiangonana fito

Ny mety ho dikany: 1) ireo anjely any an-danitra izay miaro ireo fiangonana fito na 2) olombelona mpitondra hafatra any amin'ireo fiangonana fito.

ireo fiangonana fito

Izany dia maneho an'ireo fiangonana fito izay misy any Asia Kely amin'izao fotoana izao.