# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miteny hatrany ny Zanak'Olona. # ireo kintana Ny kintana dia marika. Miseho izy ireo mba haneho an'ireo anjely fiton'ny fiangonana fito. # fanaovan-jiro Ny fanaovan-jiro dia marika izay maneho ny fiangonana fito. # ireo anjelin'ny fiangonana fito Ny mety ho dikany: 1) ireo anjely any an-danitra izay miaro ireo fiangonana fito na 2) olombelona mpitondra hafatra any amin'ireo fiangonana fito. # ireo fiangonana fito Izany dia maneho an'ireo fiangonana fito izay misy any Asia Kely amin'izao fotoana izao.