plt_tn/rev/01/17.md

771 B

nianjera teo amin'ny tongony

Jaona dia nianjera nihohoka tamin'ny tany. Mety ho natahotra mafy izy ka nampiseho fanajana lehibe tamin'i Jesosy.

Nanendry ahy tamin'ny tanany ankavanana Izy

"Nikasika ahy tamin'ny tanany ankavanana Izy"

Izaho no voalohany sy farany

Izany dia maneho ny maha-izy Azy an'i Jesosy.

Izaho manana ny fanalahidin'ny fahafatesana sy ny Fiainan-tsy hita

Ny fananana fahefana amin'ny zavatra iray dia antsoina hoe fananana ny fanalahidin'izany. Izany hoe afaka manome aina an'ireo izay efa maty ary mamoaka azy ireo ao amin'ny Fiainan-tsy hita Izy. DH: "Manana ny fahefana amin'ny fahafatesana sy ny Fiainan-tsy hita Aho" na "Manana fahefana hanome aina an'ireo olona izay efa maty ary mamoaka azy ireo ao amin'ny fianan-tsy hita Aho"