plt_tn/rev/01/17.md

16 lines
771 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nianjera teo amin'ny tongony
Jaona dia nianjera nihohoka tamin'ny tany. Mety ho natahotra mafy izy ka nampiseho fanajana lehibe tamin'i Jesosy.
# Nanendry ahy tamin'ny tanany ankavanana Izy
"Nikasika ahy tamin'ny tanany ankavanana Izy"
# Izaho no voalohany sy farany
Izany dia maneho ny maha-izy Azy an'i Jesosy.
# Izaho manana ny fanalahidin'ny fahafatesana sy ny Fiainan-tsy hita
Ny fananana fahefana amin'ny zavatra iray dia antsoina hoe fananana ny fanalahidin'izany. Izany hoe afaka manome aina an'ireo izay efa maty ary mamoaka azy ireo ao amin'ny Fiainan-tsy hita Izy. DH: "Manana ny fahefana amin'ny fahafatesana sy ny Fiainan-tsy hita Aho" na "Manana fahefana hanome aina an'ireo olona izay efa maty ary mamoaka azy ireo ao amin'ny fianan-tsy hita Aho"