plt_tn/rev/01/01.md

974 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity dia fampidirana amin'ny bokin'ny Apokalypsy. Izany dia manazava fa io dia fanambarana avy amin'i Jesosy Kristy ary manome fitahiana an'ireo izay mamaky izany.

ireo mpanompony

Izany dia maneho ireo olona izay mino an'i Kristy.

tsy maintsy hitranga

"ireo tranga izay tsy maintsy hitranga tsy ho ela"

Nampahafantariny izany

"nampitainy izany"

ho an'i Jaona mpanompony

Jaona no nanoratra ity boky ity ary maneho ny tenany ato. DH: "ho ahy, Jaona, ilay mpanompony"

ny tenin'Andriamanitra

Eto izany dia maneho ireo hafatra izay nomen'Andriamanitra an'i Jaona.

izy izay mamaky amin'ny feo avo

Tsy mamaritra olon-tokana akory izany. Fa maneho an'izay rehetra mamaky izany mafy. DH: "izay rehetra mamaky amin'ny feo avo"

mitandrina izay voasoratra ao aminy

"mino izay voasoratra ao anatiny ary mankato ireo didy ao anatiny"

efa akaiky ny fotoana

"ireo zavatra izay tsy maintsy hiseho dia hiseho tsy ho ela"