plt_tn/rev/01/01.md

36 lines
974 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity dia fampidirana amin'ny bokin'ny Apokalypsy. Izany dia manazava fa io dia fanambarana avy amin'i Jesosy Kristy ary manome fitahiana an'ireo izay mamaky izany.
# ireo mpanompony
Izany dia maneho ireo olona izay mino an'i Kristy.
# tsy maintsy hitranga
"ireo tranga izay tsy maintsy hitranga tsy ho ela"
# Nampahafantariny izany
"nampitainy izany"
# ho an'i Jaona mpanompony
Jaona no nanoratra ity boky ity ary maneho ny tenany ato. DH: "ho ahy, Jaona, ilay mpanompony"
# ny tenin'Andriamanitra
Eto izany dia maneho ireo hafatra izay nomen'Andriamanitra an'i Jaona.
# izy izay mamaky amin'ny feo avo
Tsy mamaritra olon-tokana akory izany. Fa maneho an'izay rehetra mamaky izany mafy. DH: "izay rehetra mamaky amin'ny feo avo"
# mitandrina izay voasoratra ao aminy
"mino izay voasoratra ao anatiny ary mankato ireo didy ao anatiny"
# efa akaiky ny fotoana
"ireo zavatra izay tsy maintsy hiseho dia hiseho tsy ho ela"