plt_tn/psa/149/006.md

602 B

Ho amin'ny vavan'izy ireo anie ny fiderana an'Andriamanitra

Ny vava dia sarinteny ho an'ilay olona manontolo. DH: "Ho vonona mandrakariva anie izy ireo mba hidera an'Andriamanitra"

ny sabatra roa lela ho eo an-tanany

Raha toa ka tsy misy mahalala ny sabatra, dia mampiasà anarana fitaovam-piadiana misy eo eto an-toerana. Ny teny "sabatra" dia sarinteny ho an'ny fahavononana hiady anaty ady. DH: "ho vonona mandrakariva anie izy ireo mba hiady ho Azy"

ireo firenena

Ny andianteny "ireo firenena" dia sarinteny ho an'ny vahoaka monina ao amin'ireo firenena. DH: "ny vahoakan'ireo firenena"