# Ho amin'ny vavan'izy ireo anie ny fiderana an'Andriamanitra Ny vava dia sarinteny ho an'ilay olona manontolo. DH: "Ho vonona mandrakariva anie izy ireo mba hidera an'Andriamanitra" # ny sabatra roa lela ho eo an-tanany Raha toa ka tsy misy mahalala ny sabatra, dia mampiasà anarana fitaovam-piadiana misy eo eto an-toerana. Ny teny "sabatra" dia sarinteny ho an'ny fahavononana hiady anaty ady. DH: "ho vonona mandrakariva anie izy ireo mba hiady ho Azy" # ireo firenena Ny andianteny "ireo firenena" dia sarinteny ho an'ny vahoaka monina ao amin'ireo firenena. DH: "ny vahoakan'ireo firenena"