plt_tn/psa/149/006.md

12 lines
602 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ho amin'ny vavan'izy ireo anie ny fiderana an'Andriamanitra
Ny vava dia sarinteny ho an'ilay olona manontolo. DH: "Ho vonona mandrakariva anie izy ireo mba hidera an'Andriamanitra"
# ny sabatra roa lela ho eo an-tanany
Raha toa ka tsy misy mahalala ny sabatra, dia mampiasà anarana fitaovam-piadiana misy eo eto an-toerana. Ny teny "sabatra" dia sarinteny ho an'ny fahavononana hiady anaty ady. DH: "ho vonona mandrakariva anie izy ireo mba hiady ho Azy"
# ireo firenena
Ny andianteny "ireo firenena" dia sarinteny ho an'ny vahoaka monina ao amin'ireo firenena. DH: "ny vahoakan'ireo firenena"