plt_tn/psa/146/007.md

732 B

Manatanteraka fahamarinana Izy

"Manapakevitra tsara Izy" (UDB)

ho an'ny nampahoriana

"ho an'ireo olona nampahoriana" na "ho an'ireo izay ampahorian'ny olona hafa"

ny noana

"ny olona noana" na "an'ireo izay noana"

Manokatra ny mason'ny jamba

Ny mahatonga ny olona jamba ho mahiratra dia lazaina toy ny hoe Yaveh no nanokatra ny mason'ilay olona. DH: "mahatonga ny jamba hahiratra"

ny jamba

"olona jamba" na "ireo izay jamba"

Manangana izay miankohoka Yaveh

Yaveh mamonjy olona iray dia lazaina toy ny hoe Izy mivantana mihitsy no manampy olona mba hijoro. DH: "Mamonjy an'ireo izay kivy Yaveh" na "Mamonjy an'ireo izay ketraka Yaveh"

izay miankohoka

Ity fihetsika ity dia mariky ny fahoriana na fisaonana.