plt_tn/psa/146/007.md

28 lines
732 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Manatanteraka fahamarinana Izy
"Manapakevitra tsara Izy" (UDB)
# ho an'ny nampahoriana
"ho an'ireo olona nampahoriana" na "ho an'ireo izay ampahorian'ny olona hafa"
# ny noana
"ny olona noana" na "an'ireo izay noana"
# Manokatra ny mason'ny jamba
Ny mahatonga ny olona jamba ho mahiratra dia lazaina toy ny hoe Yaveh no nanokatra ny mason'ilay olona. DH: "mahatonga ny jamba hahiratra"
# ny jamba
"olona jamba" na "ireo izay jamba"
# Manangana izay miankohoka Yaveh
Yaveh mamonjy olona iray dia lazaina toy ny hoe Izy mivantana mihitsy no manampy olona mba hijoro. DH: "Mamonjy an'ireo izay kivy Yaveh" na "Mamonjy an'ireo izay ketraka Yaveh"
# izay miankohoka
Ity fihetsika ity dia mariky ny fahoriana na fisaonana.