# Manatanteraka fahamarinana Izy "Manapakevitra tsara Izy" (UDB) # ho an'ny nampahoriana "ho an'ireo olona nampahoriana" na "ho an'ireo izay ampahorian'ny olona hafa" # ny noana "ny olona noana" na "an'ireo izay noana" # Manokatra ny mason'ny jamba Ny mahatonga ny olona jamba ho mahiratra dia lazaina toy ny hoe Yaveh no nanokatra ny mason'ilay olona. DH: "mahatonga ny jamba hahiratra" # ny jamba "olona jamba" na "ireo izay jamba" # Manangana izay miankohoka Yaveh Yaveh mamonjy olona iray dia lazaina toy ny hoe Izy mivantana mihitsy no manampy olona mba hijoro. DH: "Mamonjy an'ireo izay kivy Yaveh" na "Mamonjy an'ireo izay ketraka Yaveh" # izay miankohoka Ity fihetsika ity dia mariky ny fahoriana na fisaonana.