plt_tn/psa/145/017.md

16 lines
513 B
Markdown

# Marina Yaveh amin'ny lalany rehetra
"Azon'ny ny olona zahana amin'izay rehetra ataon'i Yaveh fa marina Izy"
# mpamindrafo amin'izay ataony rehetra
"ary mpamindrafo Izy amin'ny asany rehetra" na "Azon'ny ny olona zahana amin'izay rehetra ataon'i Yaveh fa mamindrafo Izy"
# Akaikin'izay rehetra miantso Azy
"aingam-piasa hamonjena izay mivavaka"
# amin'izay rehetra miantso Azy amin'ny fahamarinana
"amin'izay milaza ny marina irery ihany rehefa mivavaka" na "amin'izay atokisany rehefa mivavaka Izy ireo"