# Marina Yaveh amin'ny lalany rehetra "Azon'ny ny olona zahana amin'izay rehetra ataon'i Yaveh fa marina Izy" # mpamindrafo amin'izay ataony rehetra "ary mpamindrafo Izy amin'ny asany rehetra" na "Azon'ny ny olona zahana amin'izay rehetra ataon'i Yaveh fa mamindrafo Izy" # Akaikin'izay rehetra miantso Azy "aingam-piasa hamonjena izay mivavaka" # amin'izay rehetra miantso Azy amin'ny fahamarinana "amin'izay milaza ny marina irery ihany rehefa mivavaka" na "amin'izay atokisany rehefa mivavaka Izy ireo"