plt_tn/psa/145/017.md

513 B

Marina Yaveh amin'ny lalany rehetra

"Azon'ny ny olona zahana amin'izay rehetra ataon'i Yaveh fa marina Izy"

mpamindrafo amin'izay ataony rehetra

"ary mpamindrafo Izy amin'ny asany rehetra" na "Azon'ny ny olona zahana amin'izay rehetra ataon'i Yaveh fa mamindrafo Izy"

Akaikin'izay rehetra miantso Azy

"aingam-piasa hamonjena izay mivavaka"

amin'izay rehetra miantso Azy amin'ny fahamarinana

"amin'izay milaza ny marina irery ihany rehefa mivavaka" na "amin'izay atokisany rehefa mivavaka Izy ireo"